|
|
|
|

Teny iditra lokanga hisatra
Sokajin-teny anarana
Singan-teny lokanga, hisatra
 Zavamaneno kilalaon-jaza natao tamin' ny zozoro maina anankiroa tokony ho irain-jehy mahery kely, ka iny zozoro iny ihany no nosokirina hahazoana tadiny [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28