|
|
|
|

Teny iditra lokanga voatavo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny lokanga, voatavo
 Karazan-dokanga izay voatavo no atao reniny
Jejy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28