| Teny iditra | lotika | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|