| Teny iditra | milotika (lotika) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|