|
|
|
|

Teny iditra mafana fo
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mafana, fo
 Mavitrika sy be herimpo rehefa miasa, manao zavatra: Mafana fo ianareo ka vita haingana ny asa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27