| Teny iditra | mafana (fana) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany! Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa [1.1] | |||||
| Warm, hot [1.2, 1.7] | |||||
| Chaud; qui a chaud [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Mpanahaka | migaingaina ~ midaindaina ~ manevoka | ||||
| Teny iditra | Mafana (mafana) | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | ||||
| Voambolana | |||||
| Fangi-bolantany | -20.2166667, 45.8833333
-15.85, 46.7666667 | ||||
| Haianarantany | mafana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |
|