| Teny iditra | mafy fonosana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mafy, fonosana | |
| 1) enti-milaza zavatra (vola) voatahiry tsara ao amin' ny toerana azo antoka, sarotra alaina 2) enti-milaza olona mahihitra, kahidy, kahihitra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|