|
|
|
|

Teny iditra mahahenjana (henjana)
Sokajin-teny mpamaritra
 Qui raidit ou peut raidir [1.3]
Ohatra Mampianatra ny tanako hiady izy ka mahahenjana tsipìka varahina ny sandriko. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahahenjana
Ny lasa : nahahenjana
Ny hoavy : hahahenjana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20