| Teny iditra | mahakamo (kamo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| (lit. to make lazy) to discourage [1.7] | |||||||
| (lit. rendre paresseux), décourager [1.8] | |||||||
| Ohatra | Izay no tena mahakamo amin' izy io, tsy mahare hidihidy loatra ianao raha tsy efa voky izy.
[2.643] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|