| Teny iditra | mahakivikivy (kivikivy (kivy)) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Ohatra | Ny andro maina dia vao mainka koa mahasorena noho ny rivotra mafana avy any atsinanana, mamaky ny Efitr' i Arabia, izay mahavalabalaka sy mahakivikivy be ihany.
[1.38] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|