|
|
|
|

Teny iditra kivikivy (kivy)
Sokajin-teny mpamaritra
  [1.1]
 [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra 
1Kivikivy ny mpivory. [2.270]
2Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady, kivikivy. [2.895]
3Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona kivikivy, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao. [2.5]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20