|
|
|
|

Teny iditra mahalia lalana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mahalia, lalana
 Mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra [1.10]
Ohatra 
1Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana [2.606]
2Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza [1.10]
3Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato [2.69]
4Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11