|
|
|
|

Teny iditra mahamay (may)
Sokajin-teny anarana
 Ny masoandro: Tsy mbola nisy zavatra toy izany tety ambonin' ny tany, ambanin' irỳ mahamay [1.1]

Teny iditra mahamay (may (hay))
Sokajin-teny mpamaritra
 Mafaha dia mafana ka mandoro
Teny iray tarika: mafana [1.1]
 Burning hot [1.7]
 Brûlant, chaud; ardent [1.8]
 (toute l'île). Adjectif : brûlant, à saveur brûlante, comme le piment. Quand on se brûle intérieurement en avalant une boisson ou un aliment trop chaud, il faut dire : may vololom-po. po a, dans ce cas, le sens d'estomac, et vololom-po : d'oesophage. [1.196]
Ohatra Tonga teo amin'ny resaka mahamay. [2.298]

Teny iditra mahamay (may)
Sokajin-teny mpamaritra
 Extremely urgent; to make a person eager and impatient [1.7]
 Très urgent [1.8]

Teny iditra mahamay (may)
Sokajin-teny mpamaritra
 Embarrassant, périlleux [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23