| Teny iditra | mahantra (antra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany [1.1] | ||
| Poor, afflicted [1.2, 1.7] | ||
| Wretched, miserable. [1.2] | ||
| Pauvre, affligé [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|