| Teny iditra |
mahatanty
(tanty)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
|
| | Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
|
| | To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
|
| | être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
|
| | Résistant [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahatanty |
| Ny lasa : |
nahatanty |
| Ny hoavy : |
hahatanty |
|
| Mpanahaka |
mahatohitra |
|
| Teny iditra |
Mahatanty
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
| Voambolana |
| Ohatra | Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera
[2.508]
|
|