| Teny iditra |
mahatsiaro
(tsiaro)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany Mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho Mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra Mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
|
| | Mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
|
| | Se souvenir, se rappeler [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahatsiaro |
| Ny lasa : |
nahatsiaro |
| Ny hoavy : |
hahatsiaro |
| Filaza mandidy : |
mahatsiarova |
|
|
| Teny iditra |
mahatsiaro
(tsiaro)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony:
rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
|
| | Mifoha amin'ny torimaso [1.13]
|
| | S'éveiller [1.13]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mahatsiaro |
| Ny lasa : |
nahatsiaro |
| Ny hoavy : |
hahatsiaro |
|
|