|
|
|
|

Teny iditra tsiaro
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] fahatsiarovana [1.78]
 Fiverenan' ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. [1.1]
 Fahatsiarovana; fifohazana [1.13]
 Souvenir, mémoire, réveil [1.3]
 Souvenir, réveil [1.13]
Ohatra Alina atorian'ny zava-boahary, fa ifohazan'ny tsiaro ratsy pirina! [2.944]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/09