|
|
|
|

Teny iditra mahatsiravina (tsiravina)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina
Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay
Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina [1.1]
 Shocking; appalling [1.7]
 épouvantable, choquant [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20