Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
tsiravina
Sokajin-teny
mpamaritra
Raiki-tahotra mafy, mivadi-po:
Tsiravina aho nahita ilay olona nanao saron-tava nitana antsy
[
1.1
]
Tremblant, effrayé, alarmé
[
1.3
]
Ohatra
1
Tsiravina
izahay telo mianaka nanatrika teo nahita ireto zavatra namelezan' olona anay mianakavy.
[
2.472
]
2
Nony tonga teny atsimotsimo akaikin'ny tanàna izy, dia
tsiravina
nahita ny faty niampatrampatra teny, na fatin'olo-marina matin'ny jirika, na fatin'ny jirika matin'ny miaramila.
[
2.324
]
3
Hehin' ny matahotra anefa, ka vava misokatra hafahafa anatin' endrika
tsiravina
izany no hita.
[
2.472
]
Sampanteny
fahatsiravina
,
mahatsiravina
Nohavaozina tamin' ny 2013/07/29