|
|
|
|

Teny iditra mahavita (vita)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 Afaka manaro zavatra na ara-tsaina na ara-batana [1.13]
 To complete, to finish; to be sufficient [1.7]
 Faire, fabriquer, pouvoir finir, pouvoir achever, mener à bonne fin, suffire pour [1.3]
 Pouvoir finir; mener à bonne fin [1.8]
 Capable [1.13]
Ohatra 
1Ny manamboninahitra tsy mahavita marika. [2.59]
2Zavatra telo misy rano mafana no mahavita azy. [2.366]
3Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahavita
Ny lasa : nahavita
Ny hoavy : hahavita

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22