| Teny iditra | mahazo (azo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin' io raharaha io Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin' ny nalehako tany Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo itỳ trondro gasy ity? Mahatakatra hevitra: Tsy nahazo akory izay novakiny izy [1.1] | |||||||||
| To get, to have, to obtain, to possess, to win, to acquire, to comprehend. The relative ahazoana is most frequently changed in pronunciation to ahazahoana. [1.2] | |||||||||
| To get, to acquire; to understand [1.7] | |||||||||
| Gagner, obtenir; comprendre [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |
|