| Teny iditra | mahonena (onena) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mampangoraka, mampalahelo [1.1] | |||||||
| To cause distress, as the sight of one in pain, etc.; to afflict, to depress. [1.2] | |||||||
| To make one feel sorry for a person [1.7] | |||||||
| Qui attendrit [1.3, 1.8] | |||||||
| Qui impressionne [1.3] | |||||||
| Ohatra | Hitany sy fantany fa mahonena ny fiafarany, izany no hamelany heloka amin-kalalaham-po.
[2.996] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|