Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mai
may
(
may
(
hay
))
Sokajin-teny
mpamaritra
Dodona, maika:
Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray
[
1.1
]
Pressé, qui a hâte de
[
1.3
]
Ohatra
1
Maimay
foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany.
[
2.445
]
2
Nony efa tonga tany an-trano dia
maimay
be ihany ny fony.
[
2.324
]
Sampanteny
hamai
mai
zana
,
mai
mai
zina
Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17