| Teny iditra | maivanina (maivana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana entiny: Maivano izy fa mampalahelo erỳ ny mahita azy tsindrian' entana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|