| Teny iditra | malady (lady) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| [Bezanozano] kinga, haingana [1.78] | |||||
| [Sihanaka, Tanala] haingana [1.78] | |||||
| Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1] | |||||
| Quick Keen of hearing [1.7] | |||||
| [Tankarana] Rapide. [1.19] | |||||
| Prompt Qui a l'oreille fine [1.8] | |||||
| Précoce [1.196] | |||||
| Vite prêt, rapidement préparé [1.196] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | lady | ||||
| Teny iditra | malady (lady) | ||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||
| [Bezanozano] vetivety [1.78] | |||||
| Teny iditra | malady
![]() | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| aretina [1.17] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|