| Teny iditra | malemy fanahy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | malemy, fanahy | |
| Olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana. [1.1] | ||
| Kind, gentle in disposition. [1.2] | ||
| Ohatra | Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy
[1.38] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|