|
|
|
|

Teny iditra mamafana (fafana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrara-pofona mantra: Endre! izany tsiotsiodrivotra namafana teo amin' ny ilay saham-boninkazo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamafana
Ny lasa : namafana
Ny hoavy : hamafana
Filaza mandidy : mamafàna

Teny iditra mamafàna (fafana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamafana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20