|
|
|
|

Teny iditra mamalongana (valongana (vongana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao antontany
Mivarotra ambongadiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamalongana
Ny lasa : namalongana
Ny hoavy : hamalongana
Filaza mandidy : mamalongàna

Teny iditra mamalongàna (valongana (vongana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamalongana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20