| Teny iditra |
mamaly
(valy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo? Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [1.1]
|
| | Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Tsy namaly I Feno
[2.472]
|
| 2 | Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny
[2.471]
|
| 3 | Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy
[2.324]
|
| 4 | Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamaly |
| Ny lasa : |
namaly |
| Ny hoavy : |
hamaly |
| Filaza mandidy : |
mamalia |
|
|
| Teny iditra |
mamaly
(faly)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Provincial]
To shoot [1.2]
|
|