|
|
|
|

Teny iditra mamanabana (banabana (bana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampidanadana, manao izay hampisokatra midanadana [1.1]
 Imp. And Rel. not used. To make wide open, as a door or lid. [1.2]
 Ouvrir en grand [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamanabana
Ny lasa : namanabana
Ny hoavy : hamanabana
Filaza mandidy : mamanabanà
Tovy hevitra mambanabana ~ manabanabana

Teny iditra mamanabanà (banabana (bana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamanabana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20