|
|
|
|

Teny iditra mamarana (farana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo
Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao
Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1]
 To cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [1.2]
 To bring to an end, to conclude [1.7]
 Terminer, conclure [1.8]
Ohatra Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamarana
Ny lasa : namarana
Ny hoavy : hamarana
Filaza mandidy : mamana

Teny iditra mamaràna (farana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20