|
|
|
|

Teny iditra mamaritavody > mamari-body
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mamaritra, vody
 Manomboka asa na raharaha; enti-milaza koa izay mandrakotra ny vody lavabary [1.1]
 To begin to work in the rice-grounds. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamari-body
Ny lasa : namari-body
Ny hoavy : hamari-body
Filaza mandidy : mamarita vody