|
|
|
|

Teny iditra mamatotra (fatotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifehy: Mamatotra entana amin' ny kofehy
Mandrohy: Mamatotra adala
Managadra: Mamatotra mpangalatra amin' ny rojo vy [1.1]
 To bind. [1.2]
 To tie, to bind [1.7]
 Attacher, lier [1.8]
Ohatra 
1Tsy mandray kofehy na mamatotra entana. [1.381]
2Mikofokofoka, nefa vao mainka mamatotra azy Rabekibo. [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamatotra
Ny lasa : namatotra
Ny hoavy : hamatotra
Filaza mandidy : mamatora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20