| Teny iditra | mamatravatra (vatravatra) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Avy mahery: Fa misy inona no mamatravatra toy izao ianao? (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Namatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely [1.1] | ||
| Tovy hevitra | mivatravatra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|