| Teny iditra | mivatravatra (vatravatra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely [1.1] | |||||||
| To pour down heavily (of rain) [1.7] | |||||||
| Tomber à verse [1.8] | |||||||
| Ohatra | maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana;
[2.583] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mamatravatra | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|