|
|
|
|

Teny iditra mamboly resaka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mamboly, resaka
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miresaka
Ohatra Rahefa tonga ao an-tanàna izy, nisy olona nentin' ny tahotra azy, ka avy mody mamboly resaka sy miseho ho namany. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16