| Teny iditra |
mamboly
(voly)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamafy voa na manatsatoka taho mba haniry: Mahereza mamboly vary ianareo Manao voly eny amin' ny... : Namboly teny an-dohasaha sy teny an-tanety izahay tamin' ito mba tsy ho sahirana amin-kanina Mahatonga, miteraka, mampiditra: Tena namboly fahasahiranana betsaka tamiko loatra iny zaza iray iny [1.1]
|
| | Planter, cultiver [1.13, 1.196]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
[ mambôly ] Planter, cultiver Planté, cultivé [1.405]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Mamboly amin' izay fomba fihinan'ny olom-belona;
[2.59]
|
| 2 | Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany!
[2.117]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamboly |
| Ny lasa : |
namboly |
| Ny hoavy : |
hamboly |
| Filaza mandidy : |
mambole |
|
|