| Teny iditra |
mamelana
(felana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Vaky felana, izany hoe mivelatra ireo ravina tsirairay amin' ny voninkazo [1.1]
|
| | [Provincial]
To flower [1.2]
|
| | Ce verbe a deux sens différents suivant les régions. [Merina]
En Imerina et dans le Nord de l'île : s'épanouir, en parlant d'une fleur, car le mot felana signifie : épanouissement.
[Bara, Mahafaly, Tandroy]
Dans le Sud, au contraire ce même mot signifie : fleur, et mamelana (souvent prononcé
mamelaña) : fleurir, être en période de floraison.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Mitsiry sy mamelana kosa ny ahitra sy ny voly an-tsaha.
[2.470]
|
| 2 | Raha vantany vao tonga teo an-tokotany izy ireo dia nahita an-dRazaimalala nitsangana teo anilan'ny raozy fotsy mamelana teo avara-trano izao.
[2.324]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamelana |
| Ny lasa : |
namelana |
| Ny hoavy : |
hamelana |
|
|