|
|
|
|

Teny iditra mamely rarangy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mamely, rarangy
 Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Tovy hevitra manao rarangy ~ mikatroka rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16