|
|
|
|

Teny iditra manao rarangy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny manao, rarangy
 Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Tovy hevitra mamely rarangy ~ mikatroka rarangy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17