|
|
|
|

Teny iditra mameno tanety
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mameno, tanety
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miparitaka [1.1]
Ohatra 
1Ny valala mameno tanety, ny zavona mameno loha-saha, fa ny mpilaza mahay rahateo [2.558]
2Hevero ireo vatan-dehilahy nameno tanety sy nameno tsena tao Amboanana tamin'ny andro niantombohan'ny fikomiana [2.588]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21