| Teny iditra |
mameno
(feno)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao ~ Hameno ny banga aminay ny fahatongavanareo roa lahy Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan' ny zanako tamin' ny fanadinana [1.1]
|
| | To fill [1.2, 1.7]
|
| | To fill up. [1.2]
|
| | To complete [1.7]
|
| | Remplir; compléter [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | ny voliko mameno saha;
[2.69]
|
| 2 | Maty antoka miara-mameno, fa volan' olona!
[2.69]
|
| 3 | Tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy.
[2.296]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mameno |
| Ny lasa : |
nameno |
| Ny hoavy : |
hameno |
| Filaza mandidy : |
mamenoa |
|
|