|
|
|
|

Teny iditra mamentimpentina (pentimpentina (pentina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoto, manasolitika, manasotitika, mamandambandana [1.1]
 To spot, to soil [1.7]
 Tacheter [1.8]
 Tacher, barbouiller [1.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamentimpentina
Ny lasa : namentimpentina
Ny hoavy : hamentimpentina
Filaza mandidy : mamentimpentena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20