|
|
|
|

Teny iditra mamesana (fesana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy fesana, manisy katapilasy [1.1]
  [Provincial] To put a poultice on [1.2]
 Mettre un cataplasme [1.3, 1.106]
 Mettre un emplâtre [1.106]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamesana
Ny lasa : namesana
Ny hoavy : hamesana
Filaza mandidy : mamesana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20