|
|
|
|

Teny iditra mametaka (fetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy, mandraikitra: Nametaka tehamaina an-dRabe izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mametaka
Ny lasa : nametaka
Ny hoavy : hametaka
Filaza mandidy : mametaha

Teny iditra mametaka (petaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandity, mandraikitra amin' ny dity: Mametaka peta-drindrina [1.1]
 Mandraikitra [1.13]
 To stick, to make to stick to, as paper put on a wall, etc., to plaster, to overlay with any viscous substance [1.2]
 To stick a thing into something [1.7]
 Coller [1.8, 1.13]
 Assembler [1.8]
 Plaquer [1.13]
 Glacer. [Voambolana: ] [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mametaka
Ny lasa : nametaka
Ny hoavy : hametaka
Filaza mandidy : mametaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20