|
|
|
|

Teny iditra maminavina (vinavina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao? [1.1]
 To evaluate, to estimate [1.7]
 évaluer [1.8]
Ohatra Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any! [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maminavina
Ny lasa : naminavina
Ny hoavy : haminavina
Filaza mandidy : maminavinà

Teny iditra maminavinà (vinavina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maminavina [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20