|
|
|
|

Teny iditra mamingana (fingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo
Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [1.1]
 To trip up, to supplant. [1.2]
Ohatra Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamingana
Ny lasa : namingana
Ny hoavy : hamingana
Filaza mandidy : mamingàna

Teny iditra mamingàna (fingana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20