|
|
|
|

Teny iditra mamingavinga (vingavinga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
 To abuse, disdain [1.7]
 Mépriser, dédaigner [1.8]
Ohatra 
1Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528]
2Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamingavinga
Ny lasa : namingavinga
Ny hoavy : hamingavinga
Filaza mandidy : mamingavingà

Teny iditra mamingavin (vingavinga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamingavinga [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20