|
|
|
|

Teny iditra mamira (fira)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikapa, mijinja
Mamingana, mamely amin' ny fingony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamira
Ny lasa : namira
Ny hoavy : hamira
Filaza mandidy : mamirà

Teny iditra mamirà (fira)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamira [Fitanisana]

Teny iditra mamira (fitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamitra [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20