|
|
|
|

Teny iditra mamiratra (firatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1]
 To shine, to give light. [1.2]
Ohatra 
1Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. [1.437]
2Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamiratra
Ny lasa : namiratra
Ny hoavy : hamiratra
Tovy hevitra mamirapiratra

Teny iditra mamiratra (firatra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1]
 To be luminous. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06